Teny iditra mahaesotra (esotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay qui peut enlever [Abinal 1888]
Endriteny 
mahaesotra
nahaesotra
hahaesotra
Ohatra Didim-panjakana ihany no mahaesotra ny Tale eo amin' ny toerany eo. [Akademia 2005]

2017/06/07