Teny iditra mahafanina (fanina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahatonga ho fanina: Mahafanina ny fofon' afon' arina
Mitovy hevitra: mahabadenina ~ mahajambena [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to produce giddiness. [Richardson 1885]
 to make dizzy or faint [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qui donne des vertiges ; qui étourdit [Hallanger 1974]
Endriteny 
mahafanina
nahafanina
hahafanina
Teny nalaina 

2013/03/07