Teny iditra mahafantatra (fantatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahay: Mahagaga fa tsy mahafantatra izay lazain' ny olona azy intsony izy
¶ Mahalala: Tsy mahafantatra anao aho
¶ Mahazo: Mahafantatra ny baiko omena azy ny alikanay [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to know, to recognize, etc. [Richardson 1885]
 to know [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay connaître, savoir [Hallanger 1974]
Endriteny 
mahafantatra
nahafantatra
hahafantatra
mahafantara
Teny nalaina 

2011/03/01