Teny iditra mahafatesa (faty)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mahafaty [fitanisana]
Famaritana anglisy The Imperative of mahafaty is both a wish and a curse [Richardson 1885]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Mahafatesa ahy ity ranondresy haniko ity, raha misy diso izany [Rakotonandrasana: Tantsaha]

2011/03/01