Teny iditra mahafina (afina)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Afaka manafina: Tsy mahafina anao aho [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay Qui cache ou peut cacher [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31