Teny iditra mahafinaritra (finaritra)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Famaritana malagasy Mahafaly, maharavo: Saha mahafinaritra ~ Olona mahafinaritra Rakoto
¶ Tsara, soa, kanto: Lahateny mahafinaritra no nandraisana ny filohan' ny Nosy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to please, to render happy, to gratify, to delight [Richardson 1885]
 to please
¶ to be enjoyable; fine, beautiful [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qui fait plaisir; beau, superbe [Hallanger 1974]
Voambolana 
Endriteny 
mahafinaritra
nahafinaritra
hahafinaritra
Teny nalaina 

2013/03/07