Teny iditra mahafoana (foana)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana frantsay qui raffle, qui peut annuler [Abinal 1888]
Ohatra Tsy mahafoana ny fahasoavan'Andriamanitra aho [Baiboly: 55:002:021/Galatiana 2:21..]

2013/04/16