Teny iditra mahafolaka (folaka)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana frantsay   qui brise, qui rompt, qui peut dompter [Abinal 1888]
Ohatra  
1Tsy izy koa ny mandray an-tendrony: mahafolaka io. [Ndemahasoa: Antakay, takila 10]
2Olo-mahery izany ry zareo ireto manana herim-batana sy herim-po, ka tsy mahagaga raha mahafolaka baria! [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 124]
Endriteny  
mahafolaka
nahafolaka
hahafolaka

2017/07/12