Teny iditra mahafongotra (fongotra)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana frantsay qui ruine ou peut ruiner [Abinal 1888]
Endriteny 
mahafongotra
nahafongotra
hahafongotra
Ohatra Tao ry Galliéni sy ny mpanjanantany, nanao izay hahafongotra ny Teny Malagasy, mba handringana ny firenena malagasy. [Andriamalala: Fanagasiana]

2014/01/04