Teny iditra mahafoy (foy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Afaka hisaraka amin' ny zavatra na olona iray: Tsy mahafoy ahy i dadabe [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy same as mamoy, but also used to express giving, as: mahafoy vola, liberal in giving money. [Richardson 1885]
 to be willing or able to give up [Hallanger 1973]
Endriteny 
mahafoy
nahafoy
hahafoy
mahafoiza
Teny nalaina 

2011/03/01