Teny iditra mahagaga (gaga)
Sokajin-teny   matoanteny na mpamaritra
Famaritana malagasy   Mahatonga ho gaga, mahavariana, mahatala [...]
Mitovy hevitra: igagana ~ ihorehana ~ ikoizana ~ mahakepoka ~ mahasondriana ~ mahatalanjona ~ mahavaky vava ~ mahavariana ~ mahazendana ~ mampiaiky volana ~ mampidagaga ~ mampidogaga ~ mampidonàka ~ mampikoy ~ mampitampim-bava ~ mampitanàka ~ mampitokaka ~ mampitolagaga ~ mampitonàka ~ mampivanàka [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   wonderful
¶ to produce wonder, to make astonished [Richardson 1885]
   astounding
¶ to astound [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   admirable, étonnant, surprenant: Nahagaga ahy ny hasahiany (Son audace m'a étonné) [Abinal 1888]
   qui étonne, surprenant [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mahagaga
nahagaga
hahagaga

Teny iditra Mahagaga (maha, gaga)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Voambolana  
Haianarantany   maha, gaga
Sary  

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/01