Teny iditra mahagegy (gegy)
Sokajin-teny   mpamaritra
Dikanteny frantsay   rendre irrité ou capable d' irriter; qui donne la rage [Abinal 1888]
Ohatra   Zay, hoy ty ampela, mahaseritsy mahagegy anao, tsy misinjiky hàne etoa iha anjoany! [Gueunier: Contes, takila 32]
Ny bikany  
mahagegy
nahagegy
hahagegy

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/17