Teny iditra mahahafa (hafa)
Sokajin-teny mpamaritra
Endriteny 
mahahafa
nahahafa
hahahafa
Ohatra 
1Lazao izay hitanao ho mahahafa kely an' ity lahatsoratra ity ka mahatonga azy hahafinaritra. [Rajemisa: Fiteny 4, takila 32]
2Ny mahahafa azy indrindra anefa dia tsy mba atahorana hamadika izy satria tsy mba tafiditra am-pony na oviana na oviana ny fitiavana, na fitiavana inona izany na fitiavana inona. [Rapatsalahy: Kintana, takila 76]

2017/08/31