Teny iditra mahahendry (hendry)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mahatonga ho hendry: Tsy ny rotsa-kazo akory nohahahendry ny zanakao [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to render wise. [Richardson 1885]
   to make wise, to give wisdom [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qui rend sage; qui rend prudent [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mahahendry
nahahendry
hahahendry
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2011/03/01