Teny iditra mahahery (hery)
Sokajin-teny mpamaritra
Endriteny 
mahahery
nahahery
hahahery
Ohatra 
1Ary tsy araka ny marina no mahahery azy etý ambonin' ny tany; [Baiboly: 30.9.2]
2Telo no lopy : ny anankiray lopin-dandy, ny anankiray lopy tsy mahahery, ary ny anankiray trano fandrian-dopy. [Dahle: Angano, takila 248]
3lanareo avy amin'ny nosy lehibe kokoa noho ity nanirahany anareo, fa mihoatra noho ny anareo amin'izay zavatra mahalehibe ny tany sy mahahery azy. [Razoharinoro: Soratra, takila 184]

2017/04/07