Teny iditra mahahoatra (hoatra)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana frantsay qui est capable de surpasser [Abinal 1888]
Endriteny 
mahahoatra
nahahoatra
hahahoatra
Ohatra Ka na dia mitopatopa aza ny onjany, dia tsy mahavaky azy, ary na dia mirohondrohona aza, dia tsy mahahoatra azy. [Baiboly: 30.5.22]

2017/04/07