Teny iditra mahahontsa (hontsa)
Sokajin-teny mpamaritra
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: mahonena
Ohatra Nahoana no dia mitomany toy izao hianareo, ka tonga mahahontsa ny foko? [Baiboly: 51:021:013/Asa 21:13..]

2013/10/28