Teny iditra mahaiza (hay)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mahay [fitanisana]
Ohatra Ary ialahy, ry Dera, mba kingà sy mahaiza mihetsika, fa misy zavatra kendreko amin' ialahy amin' izao fahatongavan' izy telo mianaka aty izao. [Andraina: I Vola, takila 9]
Teny nalaina 

2014/10/18