Teny iditra mahajanga
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] soga [Rakotosaona 1972]

Teny iditra Mahajanga
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Famaritana frantsay   [Rajemisa 1966]
   nom français: Majunga [3.1]
Ohatra  
1Hanatitra entana any Maroantsetra no hialako ao Toamasina, dia hiakatra hatrany Antomboka sy Mahajanga aho. [Andriamalala: Ranomasina, takila 68]
2Ny tena nidiran' ny mpananika teto ampovoan-tany anefa, dia ny lalana Mahajanga-Antananarivo. [Andraina: Mitaraina, takila 138]
Voambolana  
Haianarantany   maha, janga
Sary  

Teny iditra Mahajanga
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Famaritana malagasy   iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra efatra ao anatiny: Sofia, Boeny, Betsiboka, Melaky [3.1]
Voambolana  
Tsanganana sy sary iray takila   Ny faritany enina
Sary  

2015/01/03