Teny iditra mahakelikely fitia
Singan-teny mahakelikely ; fitia
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mahatonga ny fitiavana hihena, toy ny tsy fanotrahana firy izany raha ampisehoan' olona fitiavana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16