Teny iditra mahakinga (kinga)
Sokajin-teny mpamaritra
Ohatra zaza tsy misy saina, sy tsy manam-pahalalana izy, ka ny manao ratsy no mahakinga azy; [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahakinga
Ny lasa : nahakinga
Ny hoavy : hahakinga

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20