Teny iditra mahakingakinga (kingakinga (kinga))
Sokajin-teny mpamaritra
Endriteny 
mahakingakinga
nahakingakinga
hahakingakinga
Ohatra Dia namoron-dainga izy roa vavy ka nanao hoe "Andevokely novidinay tany an-tsena io, saingy zana-Betsimisaraka, ka izany no toa mahakingakinga azy. [Dahle: Angano, takila 92]

2017/04/07