Teny iditra mahakitoina (kitoina)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza toe-javatra na olona mahatonga ho kitoina: Ny tsy nahazoany ilay vola no nahakitoina azy [Rajemisa 1985]

2009/02/23