Teny iditra mahakivikivy (kivikivy (kivy))
Sokajin-teny mpamaritra
Endriteny 
mahakivikivy
nahakivikivy
hahakivikivy
Ohatra Ny andro maina dia vao mainka koa mahasorena noho ny rivotra mafana avy any atsinanana, mamaky ny Efitr' i Arabia, izay mahavalabalaka sy mahakivikivy be ihany. [Randzavola: Baiboly, takila 376]

2017/04/07