Teny iditra maha (la)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Afaka na tia mialà: Tsy mahalà eto [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   qui peut refuser [Rajaonarimanana 1996]
Teny nalaina  

Teny iditra mahala
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   be elanelana [Antesaka] [Rakotosaona 1972]

Teny iditra Mahala
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
Dikanteny anglisy   Mahlah [Baiboly]
Dikanteny frantsay   Mahla [Baiboly]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   Maalà
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2015/09/07