Teny iditra mahalasa (lasa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy (Milaza ny "lasa mandrakariva": nahalasa) Nividy, tonga tompony: Ranaivo no nahalasa ny tranonay tao Ankazotokana
¶ Mety tonga: Mahalasa lavitra ny antsamotady [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to take [Richardson 1885]
 to carry away; to travel a certain distance; to accomplish, to succeed [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay emporter; voyager une certaine distance; accomplir; réussir [Hallanger 1974]
Endriteny 
mahalasa
nahalasa
hahalasa
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2011/03/01