Teny iditra mahalasalasa (lasalasa (laa))
Sokajin-teny mpamaritra
Endriteny 
mahalasalasa
nahalasalasa
hahalasalasa
Ohatra Toerana tsy mba mahamirami-rana, toerana mahalasalasa vinany loatra. [Rajaonarivelo: Bina, takila 38]

2017/04/07