Teny iditra mahalaza (laza)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana frantsay qui peut dire, qui rend célèbre [Abinal 1888]
Endriteny 
mahalaza
nahalaza
hahalaza
Ohatra Izay mahalaza azy indrindra dia ny hazo oliva sy ny varimbazaha isan-karazany ary ny voankazo samy hafa. [Randzavola: Baiboly, takila 339]

2014/07/29