Teny iditra mahalena (lena)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana frantsay qui mouille ou peut mouiller [Abinal 1888]
Endriteny 
mahalena
nahalena
hahalena
Teny nalaina 

Teny iditra mahaleña (lena)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Orana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Provincial] a provincial word for ranonorana [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Tankarana] la pluie (litt. ce qui mouille). Cf. orana [David 1952 (takila M)]
Voambolana 

2017/03/10