Teny iditra mahaleo tena (leo, tena)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Jereo fahaleovan-tena [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   [ mahaleotena ] indépendant, autonome [SLP: Voambolana]
Ohatra  
1Samy mahaleo tena ireo, tsy aharo, sady mivalana no miorika. [Callet: Tantara, takila 126]
2ary naseho tao amin' ny "Takariva-Collection" ho boky kely mahaleo tena, nitondra ny anarana hoe "Ranomasina". [Andriamalala: Ranomasina, takila 11]

Nohavaozina tamin' ny 2017/07/27