Teny iditra mahaliana (liana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahatonga ho liana, tsara ka tiana ho hita, ho heno, hohanina...: Mahaliana izany tantara izany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to arouse great interest, to make one curious [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qui rend avide, qui soulève l'intérêt [Hallanger 1974]
Endriteny 
mahaliana
nahaliana
hahaliana

2011/03/01