Teny iditra mahamahimahina (mahimahina (mahina))
Sokajin-teny mpamaritra
Endriteny 
mahamahimahina
nahamahimahina
hahamahimahina
Ohatra 
1Tsy mitsahatra manenjika moa ny ratsy vita ka izany no mahamahimahina azy, nefa. [Rapatsalahy: Kintana, takila 137]
2Fatratra io vehivavy io, fa izay rehetra miditra ao amin-dry Rainilijaona dia mahamahimahina azy sy fotopotorany. [Rajohanesa: Kintana]

2017/04/07