Teny iditra mahamailamailaka (mailamailaka (malaka))
Sokajin-teny mpamaritra
Endriteny 
mahamailamailaka
nahamailamailaka
hahamailamailaka
Ohatra Ny iray alobotra tsy mahafatifaty, ny iray alofisaka tsy mahamailamailaka, ka aza mifanebaka fa samy aretina. [Rinara 1974]

2017/04/07