Teny iditra mahamaimay (maimay (may (hay)))
Sokajin-teny mpamaritra
Endriteny 
mahamaimay
nahamaimay
hahamaimay
Ohatra Dia ianareo izay mahamaimay ny fonareo amin' ny hazo terebinta eny ambanin' ny hazo maitso rehetra, ka mamono zaza eny an-dohasahan-driaka eny ambanin' ny tsefatsefaky ny harambato. [Baiboly: 29.57.5]

2017/04/07