Teny iditra mahamainty (mainty (inty))
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay qui noircit ou peut noircir [Abinal 1888]
Ohatra 
1fa tsy mahay mahafotsy na mahamainty na dia singam-bolo iray akory aza ianao. [Baiboly]
2aleony mamporisika ny zanany hifidy anton-draharaha any amin' ny birao tsy mahamainty molaly ny tany any. [Rabemolaly: Fary]
Teny nalaina 

2019/04/26