Teny iditra mahamaitso (maitso (itso))
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay qui rend vert ou peut teindre en vert [Abinal 1888]
Ohatra Ity indrindra no mahamaitso ny zava-maniry. [Baron: Botany]

2019/04/22