Teny iditra mahamamo (mamo)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza ny fisotro mahatonga ho mamo: Ny divay no nahamamo azy. / Fadio ny fisotro mahamamo [Rajemisa 1985]
Teny nalaina 

2009/02/23