Teny iditra mahamamomamo
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Betsileo] mahasosotra: Mba mavitrivitrika roke liaka fa save mahamamomamo ahy ny zahatovo dia kodredretsa loatsa (Mba mavitribitrika leitsy fa tena mahasosotra ahy ny zatovo dia kanosa loatra) [Rakotosaona 1972]

2009/02/23