Teny iditra mahamantoanto (mantoanto)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao ratsy masaka, manao nahandro tsy tsara masaka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay faire cuire à demi, ne pas faire cuire assez [Abinal 1888]
Endriteny 
mahamantoanto
nahamantoanto
hahamantoanto
Teny mitovy hevitra manamantoanto

2011/12/25