Teny iditra mahamasaka (masaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To be sufficient for cooking; to cook until well done ; to be able to prepare a proposal properly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être suffisant pour faire cuire ; faire bien cuire ; être capable de bien préparer un projet [1.8]
Ohatra Noho izany, dia mangata-tsodrano sy ranom-bavaka aminareo izahay, tompoko, fa ny ranonando mahamasaka ny vary, ary ny ranom-bavaka mahabe fanam-binana; [2.346]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahamasaka
Ny lasa : nahamasaka
Ny hoavy : hahamasaka
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11