Teny iditra mahameloka (meloka (heloka))
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui rend courbe [1.3]
Ohabolana 

Teny iditra mahameloka (meloka (heloka))
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui rend coupable [1.3]
Ohatra 
1fa raha misy mandiso izany, dia ataoko mahameloka. [2.654]
2fa raha manova izao dia ataoko mahadiso sy mahameloka anareo. [1.431]
3kanefa raha tsy mitondra mody izy, fa ny eran' ny vavany hiany no haniny eo, dia tsy mahameloka azy izany. [1.123]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/23