Teny iditra mahamora (mora)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To make easy; to calm [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Rendre facile; calmer [1.8]
 Pratique: Lalana mahamora ny dia (Iti [...] [tohiny 1.66]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahamora
Ny lasa : nahamora
Ny hoavy : hahamora
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20