Teny iditra mahangoly (ngoly)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To cause numbness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Engourdir [1.8]
Ohatra 
1Mifafy ho fanala mahangoly ny hatsiaka aterany. [2.470]
2Misoko toa ranom-panala, an-koditra vao mahangoly. [2.296]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahangoly
Ny lasa : nahangoly
Ny hoavy : hahangoly
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20