Teny iditra mahantra (antra)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Enti-milaza ny olona tsy manana ny ilaina amin' ny fiainana: Tonga nahantra Rabe taorian' ny nahamay ny fananany
Mitovy hevitra: fadiranovana ~ faraidiny ~ malahelo ~ mikaforoforo ~ mikokokoko ~ miporipory [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   poor, wretched, miserable, afflicted. [Richardson 1885]
   poor, afflicted [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   pauvre, affligé [Hallanger 1974]
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/07