Teny iditra maharaka (araka)
Sokajin-teny   mpamaritra
Dikanteny frantsay   qui peut suivre, réclamer, observer [Abinal 1888]
Ohatra  
1haingam-pandeha loatra hianao ka tsy maharaka anao aho (vous allez trop vite et je ne puis vous suivre) [Abinal 1888, takila 59]
2Tena tsy maharaka intsony mihitsy ny mpitandro ny filaminana. [ ]
Ny bikany  
maharaka
naharaka
haharaka
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2015/04/21