Teny iditra mahare (re)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taisaka] mafy: Ataovo maharè ny hira [Rakotosaona 1972]
 (mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny mandre ihany saingy izy tsy manana fomba mandidy) Mandray amin' ny sofina ny feo avoakan' ny zavatra na biby na olona eo amin' ny manodidina: Marenina izy ka tsy mahare na inona na inona. / Mahalala noho ny filazan' ny olona: Nahare aho fa lasa any andafy ny zokinao
¶ Mahatsiaro: Nahare hatsiaka aoka izany aho aninaraina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to hear; to be able to hear; to perceive by any of the five senses [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay entendre, apprendre ; percevoir par l'un des cinq sens (à l'exclusion de la vue) [Hallanger 1974]
Endriteny 
mahare
nahare
hahare
Teny nalaina 

Teny iditra mahare
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Taisaka] haingam-pandeha [Rakotosaona 1972]

2010/05/05