Teny iditra maharendremana (rendremana (rendrika))
Sokajin-teny mpamaritra
Endriteny 
maharendremana
naharendremana
haharendremana
Ohatra Hino ve izy raha hilazako fa olona adala nanararaotra ny naharendremana ahy no nanao izao? [Andraina: I Vola, takila 41]

2014/10/21