Teny iditra maharenina (renina)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mahatonga harenina
Teny entina mandidy mba hangina tsy hitabataba: Maharenina, rankizy a! (maharenina ny saina ny tabataba ataonareo ka aoka izay! ) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Deafening [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qui rend sourd, qui fait un vacarme assourdissant
Ennuyeux, importun
Ce mot sert aussi d'impératif et signifie : Tais-toi (parce que tu assourdis) [1.3]
 Assourdissant [1.8]
 Silence! [1.5]
Ohatra Nisafotofoto tamin' izay ny zava-boahary, fa injany ny fisiokan' ny fanitso nentin' ny rivotra sy ny fidaboky ny trano nianjera no toy ny kotro-baratra akaiky, tsy manam-pijanonana sady mitovy tantana maharenina. [2.5]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20