Teny iditra maharesaka (resaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay qui peut causer [Abinal 1888]
Ohatra Ahoana izy izany no toa tsy misy maharesaka sahady? [Rajaonarivelo: Bina, takila 24]

2015/10/25