Teny iditra maharese (resy)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny mpamaritra maharesy [fitanisana]
Ohatra Ary hoy ny navaliny: Miakara ka maharese, fa efa voatolotra eo an-tànanareo izy. [Baiboly: 14.18.14]

Teny iditra maharese (rese)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana frantsay  [Vezo] Pouvoir l' emporter sur, vaincre (pouvoir) [Poirot & Santio: Vezo (takila R)]

2017/03/16